“Mamatsy ireo PME hatramin’ny 1,2 miliara Ar” | Direction Générale du Trésor

METEO

Lu pour vous

“Mamatsy ireo PME hatramin’ny 1,2 miliara Ar”

Vondrona orinasa maromaro no vatsian’ny BNI vola ho fanohanana ireo PME sy ireo vao manomboka manangana izany. Vola mitentina 100 tapitrisa hatramin’ny 1,2 miliara ariary no azo raisina amin’izany. Nandritra ny famelabelaran-kevitra teny Ankatso no nambaran’ny tompon’andraikitry ny BNI ny tolotra rehetra azo ampiasana.