Faritra MENABE : « Maina ny lemaka maherin’ny 5 000 ha » | Direction Générale du Trésor

METEO

Lu pour vous

Faritra MENABE : « Maina ny lemaka maherin’ny 5 000 ha »

Nohon’ny fahasimban’ny toetr’andro sy ny tontolo iainana dia betsaka ny lemaka sy toerana tsy tongan’ny rano intsony manodidina an’i Morondava. Mitombo tsinona ireo tevy ala ary voakasika ao anatin’izany ny hazo sarobidy. Araka izany dia maro ny olona no mivarotra ny tanimbariny ho totofana izay. Manoloana izany olana rehetra izany dia nandray andraikitra ny fiangonana katolika eny an-toerana amin’ny fikojakojana ny lakan-drano Bedimaka.

pornliz suckporn porndick pornstereo