“Niakatra 50 hatramin’ny 100 ariary ny vidim-bary eny an-tsena” | Direction Générale du Trésor

METEO

Lu pour vous

“Niakatra 50 hatramin’ny 100 ariary ny vidim-bary eny an-tsena”

Tao anatin’ny herinandro dia nahitam-piakarana 50 hatramin’ny 100 ariary ny kapokan’ny vary eny amin’ny mpaninjara. Nanambara ireo mpamongady fa efa hatrany am-potony ny fiakarana rehefa fotoana tahaka izao.